Entrée sahy
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Manana herim-po hanao zavatra: Tsy sa [...]
¶ Afaka manao, manaiky: Tsy sahiko ny h [...]
¶ Tsy matahotra: Sahy anareo aho, hoy R [...]
¶ Afakahividy: Tsy sahiko ariary zato a [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   bold, daring
¶ impudent [Richardson 1885, Hallanger 1973]
   courageous [Richardson 1885]
Traduction française   courageux, audacieux [Hallanger 1974]
Exemples   Iza no olona sahy hamita-bahoaka! [Andraina: Mitaraina, page 28]
Dia tsy nisy sahy niditra izy rehetra. [Callet: Tantara]
Dérivations  
Synonymes   sahisahy
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Analogie   mavany ~ misehaseha ~ tsy mivandy ~ tsy mivohovoho ~ bibin' olona ~ mosalahy ~ kimosamosa ~ misenasena ~ manao vy very ~ manao anjoria ~ mivarotra aina ~ mitsambiki-mikimpy ~ manaika loza ~ miseha-doza ~ mitsena loza ~ manaboha-maty ~ mankaha-paty ~ misotro ny aleoko maty ~ misotro tsilaky ~ minia maty ho maimbo ~ manehatra ny tandrok' omby maranitra ~ voalavo manaikiby ~ voalavo sasatry ny miaina ~ lolo fotsy mitono tena ~ atody miady amam-bato ~ basy maninana varatra

Entrée sahy
Partie du discours   nom
Traduction anglaise   the Arnotto plant. An infusion of the leaves is drunk by those who desire to excel in public speaking or in dancing, as it is said to make them bold [Richardson 1885]
Vocabulaire  

Entrée sahy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanevatevana amin' ny teny ratsy sy ompa [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction française   insulte, injure [Abinal 1888]
Dérivations  

Entrée sahy
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   resy [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Entrée sahy
Partie du discours   nom
Définition malgache   fifiahara fary [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
Synonymes   sy

Mis à jour le 2014/09/13