| Entrée | 1 hasoa |
| Radical | 2 soa |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Toetra soa, toetra tsara
5 Hafinaritra, hatsara, hakanto: Ny hasoan' ny voninkazo 6 Ny vokatra entin' ny..., ny ilana ny...: Tsy fantatrao angaha ny hasoan' ny orana [1.1] |
| Anagrammes | 7 hasoa, 8 hoasa, 9 sahoa, 10 saoha |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|