Entrée hasoavana (soa)
Partie du discours nom
Définition malgache Hatsarana: Feno hasoavana ilay vehivavy renin' Andriamanitra
¶ Toe-java-tsoa, fahazoana soa: Tsy tokony hifanary na ankasoavana na an-karatsiana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise goodness; favorable circumstances [Hallanger 1973]
Définition française bonté; circonstances favorables [Hallanger 1974]

Entrée hasoavana (soa)
Partie du discours nom
Définition malgache Ny firavoravoana, ny lanonana amin' ny famoran-jaza; ny famoran-jaza mihitsy: Namonjy hasoavana tao aminay ry Rakoto mianakavy / Hatao hasoavana ny zafikeliko [Rajemisa 1985]
Définition française  hasoavan-jaza [SLP 1986]
Vocabulaire 

2010/06/04