|
|
|
|

Entrée1  hatina
Partie du discours  2  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Aretin-koditra mora mifindra miteraka ferifery, avy amin' ny bibikely (renihatina) tsy hita afa-tsy amin' ny mikraosikaopy, mahatonga hidihidy lozantany, ary amin' ny elakelaky ny rantsantanana sy tongotra no iandohany, dia manerana ny tena manontolo, raha tsy voatsabo. (Ny hatina dia fantatra amin' ny faritany samihafa amin' ny anarana maro toy ny hoe: keligadra, kia, lavahaotra)
Explications en anglais  10  [1.2, 1.7] scabies
11  [1.2] the itch
Explications en français  12  [1.54, 1.8] gale
Vocabulaire  13  Santé
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot hatina

Anagrammes  15  ahitan, atahin, haitan, hantai, hatain, hatani, hatany, hatina, hitana, ihanta, itahan, nahita, natahy, nitaha, tahany, tahina, tanahi, tihana, tinaha

Mis à jour le 2025/08/10