Entrée | 1 hatomady |
Radical | 2 tomady |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Hery, hataniahana, aina: Ny hatomadin' ny vatana dia mariky ny vatana salama [1.1] |
Explications en français |
5 force, vigueur [1.3#718] |
Exemples |
6 Izy mainty ngizina foana fa raha izay bika sy hatomady dia izany no vehivavy idealy katsahina eo amin'ny taranaka.
[2.895#87]
|
Anagrammes | 7 hatomady, 8 mahatody |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |