Entrée tomady (tady)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Matanjaka, vory nofo, nofosana: Tovolahy tomady [1.1]
Explications en anglais Strong, muscular [1.7]
Explications en français Fort [1.3, 1.8]
 Musculeux [1.3]
 Costaud, robuste [1.8]
Exemples 
1Mbola tena tanora sy tomady izy. [2.117]
2Anisan' ny zaza salama sy tomady tokoa aho. [2.643]
3Olona nofantenana tomady sy matanjaka daholo ireo! [2.472]
Dérivés 

Mis à jour le 2020/07/31