Entrée hatsiatsiaka (hatsiaka)
Partie du discours nom
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française fraîcheur
¶ débarras [Abinal 1888]
Dérivations 
Exemples 
1Dia notarihin'i Ptolemea ho eo ambanin'ny lavarangana manodidina ny mpanjaka, mody hoe haka hatsiatsiaka, kanjo voaovany ny fikasany. [Baiboly: 21:004:046/Makabeo II 4:46..]
2Rehefa sasatra dia maka aina kely eny am-pototry ny' hatafa aloha, na mitady vontaka eny amoron' ny kirihitra, fa mitahiry hatsiatsiaka ireny voankazon' ala ireny. [Rajaonarivelo: Bina, page 24]

2014/08/27