Entrée | 1 hazavana |
Radical | 2 zava |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 zava [1.1] |
Explications en anglais |
5 lightness, brilliancy [1.7] |
Explications en français |
6 la lumière, la clarté [1.3] 7 lumière, clarté [1.8] |
Exemples |
8 Na dia taitran' ny hazavan' ny jiro aza, dia tsy nisy nikehana kosa ireo akoho amam-borona mitingitingina ambony sobika sy tandroho.
[2.470]
9 Mipariaka eny amin' ny torapasika fotsy manjelatra ny hazavany, ka mamiratra mamono maso, ary ny hafanany mampanjary vain' afo kely tsy hita isa ny fasika hitsahana eny an-dalambe sy eny an-tokotany. [2.499] |
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 12 4 combinaisons de ce mot |
Synonymes | 13 fahazavana |
Anagrammes | 14 hazavana, 15 zahavana |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |