|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hazofijaliana
Mots élémentaires  2 hazo, 3 fijaliana
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy / Manao famantaran'ny hazofijaliana izy raha vao mifoha. [1.1]
Exemples  6  teo ambony hazofijaliana sy nitsanganany tamy ny maty. [2.59#329]
7  Moa ve tsy nilaozan' ny vahoaka izy rehefa nofantsihina tamin' ny hazofijaliana? [1.369#]
8  Nivavaka toy ilay jiolahy teo ambonin' ny hazofijaliana, ilay teo an-kavanan' i Jesosy. [2.270#138]
Vocabulaire  9  Religion et Liturgie
Analogues  10  lakroa
Tous les mots composés  11 lalan' ny hazofijaliana

Entrée (2/2)12  hazofijaliana
Mots élémentaires  13 hazo, 14 fijaliana
Partie du discours  15  nom
Explications en français  16 (nom de la croix du Christ ; « arbre de la Passion ») Passiflora incarnata L. (Passifloraceae) et espèces voisines. Ce sont en réalité des lianes à fruits comestibles. Voir girenadrelina.. [Merina] [1.196]
Vocabulaire  17  Botanique
Nom scientifique 

Mis à jour le 2025/11/11