Entrée lakroa
Partie du discours   nom
Définition malgache   Sary na hazo mitanambokovoko mampahatsiaro ny hazo namantsihana an' i Kristy, hita amin' ny toerana maro, indrindra ny toeram-pivavahana (fiangonana, fasana...): Maty teo ambony lakroa i Kristy [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  
Origine   Français: la croix.
Analogie   hazofijaliana
Web   Lakroa n' Madagasikara (http://www.lakroa.org)

Mis à jour le 2013/03/01