Entrée hazovato (hazo, vato)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra [Rajemisa 1985]
Définition française bois silicifié [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes vatoharana ~ vatohazo
Analogues  hazombato

2012/12/15