|
|
|
|

Entrée1  hendry ka tsy manan-ko an-teny
Mots élémentaires  2 hendry, 3 tsy, 4 manana, 5 ho, 6 teny
Partie du discours  7  locution
Explications en malgache  8 tenin' olona miavonavona izay nanarin' olona mahantra, hono, ka namaly hoe: hendry ve tsy hanan-ko an-tena; toy izany koa ny mpitovo nananatra ny manambady ka nahazo valiny hoe: raha hendry tsy manan-ko an-tena [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12