Entrée herongerona
Partie du discours nom
Définition malgache Feo migoboka sady mandrahona: feon' ny biby mampitahotra sy vonon-kandramatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise threats [Hallanger 1973]
Définition française menaces [Hallanger 1974]
Dérivations 
Exemples 
1Fa novaliany herongerona hoe : "Vohay, lehireto, fa lehilahy tsy mataho-dehilahy; [Dahle: Angano]
2Niova fihetsika Rasolomanana: tsy be herongerona intsony, tsy nanangana adiady intsony; [Andrianjafy: Orimbato]

2019/04/26