Entrée miherongerona (herongerona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mitrerontrerona, manao feo sy fiteny mampiseho hery sy hatezerana ka mampitahotra [Rajemisa 1985]
Morphologie 
miherongerona
niherongerona
hiherongerona
miherongeròna

Entrée miherongeròna (herongerona)
Partie du discours impératif du verbe actif miherongerona [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/04/23