Entrée hika
Partie du discours adjectif
Définition malgache Feno mitohoka tsy misy elanelany kely akory, feno mifanizina, tsy afa-mandeha fa tsentsina sy mihandrona, mijanona ary mihizina: Sambo feno hika entam-barotra [Rajemisa 1985]

Entrée hika
Partie du discours nom
Définition malgache ¶ Fahafenoana mitohoka, mifanizina; tsy fahafahana mandeha fa tsentsina sy mihizina [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2012/12/18