Entrée mihika (hika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Feno mifanizina tsy misy elanelany: Aza mampiditra mpijery intsony fa efa mihika ny efitrano
¶ Mijanona ela ao anaty...: Nihika tao am-pianarana izahay fa tsy navelan' ny mpampianatra hivoaka
¶ Tsy afa-mitelin-javatra fa toa kenda misy manampina ny tenda: Omeo ranovola i Bozy fa mihika [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mihika
nihika
hihika

2010/05/14