Entrée hinaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fikapohana mafy tsy misy fangorahana na amin' ny hazo na amin' ny karavasy [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Synonymes   hinakinaka

Entrée hinaka
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Sady lehibe no matavy, botrefona [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Synonymes   hinakinaka

Entrée hinaka
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] grand marais, marais couvert de joncs. § heniheny. [David 1952 (takila I)]

2017/03/10