| Entrée (1/2) | 1 hinakinaka | 
| Radical | 2 hinaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fikapohana mafy tsy misy fangorahana na amin' ny hazo na amin' ny karavasy [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 13 hinaka | 
| Entrée (2/2) | 14 hinakinaka | 
| Radical | 15 hinaka | 
| Partie du discours | 16 adjectif | 
| Explications en malgache | 17   Sady lehibe no matavy, botrefona [1.1] | 
| Dérivés | 
 | 
| Synonymes | 20 hinaka | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |