Entrée |
hintsy
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Hirifiry amin' ny hatsiaka. [Rajemisa 1985]
|
Dérivations |
|
Entrée |
hintsy
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Karazan-kazo maniry amin' ny toerana ambany any amorontsiraka atsinanana; betsaka no ampiasana ny hintsy: anaovana rafi-trano na rafitra madinika na tsivalan-kazo amin' ny lalamby, fa indrindra anaovan' ny Betsimisaraka lakana sy vatampaty [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | arbre (Intsia bijuga) [Rajaonarimanana 1995]
|
/m:web>
Vocabulaire |
Nom scientifique | Intsia bijuga |
Synonymes | |
Web | Xylothèque de Jean-Claude Cerre
|
|