Entrée mangintsy (hintsy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mangatsiaka, manaikitra, mamirifiry: Mangintsy izany andro izany, zalahy
¶ Mahatsiaro mangatsiaka, mamirifiry: Mangintsy aho farakofy bodofotsy
¶ Vita tanteraka tsy iverenana intsony. [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mangintsy
nangintsy
hangintsy
Mots composés, titres, noms 

Mis à jour le 2020/07/31