|
|
|
|

Entrée1  hira gasy
Mots élémentaires  2  hira, 3  gasy
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  entina milaza ny kabary, dihy, hira arahim-pihetsehana, ataon' ny olona maromaro iray tarika eny an-kalamanjana [1.1]
Exemples  6  Izay aho vao mba nahita akaiky mpanao hiragasy. [2.332#]
7  Nataony maresaka mihitsy, nanasany ny lafy valo ary niantsoany mpanao hiragasy. [2.332#]

Mis à jour le 2025/09/12