Entrée |
hira
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Taisaka]
lalao, kilalao, hehy [Rakotosaona 1975]
|
| Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay ¶ Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana) ¶ Hirahira: Hira andaniana andro.
¶ (Misy hevitra ifandraisany: feon-kira,
tonon-kira,
feo voalohany,
saikiny,
fasiny,
tonera,
torebiny,
beso)
|
Traduction anglaise | a song; music; play [Hallanger 1973]
|
Traduction française | chant [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| airs, musique vocale ¶ action de s'amuser avec des objets [Abinal 1888]
|
| musique; jeux [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Morphologie |
hira
hirako
hiranao
hirany
hirantsika
hiranay
hiranareo
hiran'
hiran-
hiram-
| |
-kira
-kirako
-kiranao
-kirany
-kirantsika
-kiranay
-kiranareo
-kiran'
-kiran-
-kiram-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Exemples |
|
Citations |
|
Entrée |
hira
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Bara]
anaran-gidro [Rakotosaona 1975]
|
Traduction anglaise | ring-tailed lemur (Lemur catta) [Mittermeier: Lemurs]
|
Traduction française | maki, maki mococo, maque (Lemur catta) [Mittermeier: Lemurs]
|
Vocabulaire |
Nom scientifique | Lemur catta |
Synonymes | |
Tableaux et planches |
|
Illustrations |
|
|
Entrée |
Hira
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Définition malgache | Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara [Randzavola: Baiboly page 396]
|
Traduction anglaise | Hirah [Baiboly]
|
Traduction française | Hira [Baiboly]
|
Vocabulaire |
Citations |
|
Entrée |
Hirà
|
Partie du discours | nom propre (biblique)
|
Traduction anglaise | zanak' i Aksesa
[Baiboly]
|
| Ira [Baiboly]
|
Traduction française | Ira [Baiboly]
|
Vocabulaire |
Autres orthographes |
Citations |
|