|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hitsikitsika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazam-borona salasalany, mivolon-takatra sady mainty ny volony, 30 sm ny halavany ary mivelona amin' ny nofom-biby madinika sy ny bibikely (Tinnunculus) -- Mahafinaritra jerena ny fanidin' ny hitsikitsika rehefa misonenika izay izy, ka nahatonga ny hiran' ny ankizy hoe: Mandihiza, Rahitsikitsika, hianaranay raha fararano [1.1]
Explications en français  4 crécerelle [1.54]
5 crécelle malgache, oiseau de bon augure, qui porte bonheur [1.196]
Exemples  6  Dia nisy hitsikitsika nisakana azy. [2.69#]
Vocabulaire  7  Zoologie: oiseaux
Synonymes  8 ihitsikitsika, ikitiky, kitsikitsika
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot
Article  10 Randzavola: hitsikitsika ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)11  hitsikitsika
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13 Karazan-kazo lehibe mafy [1.1]
Explications en français  14 (Nom général de rhodocolea : Rhodocolea racemosa (Lam.) H.Perrier et Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae).
15 Fruits comestibles, acidulés. [Merina, Betsileo] [1.196]
Vocabulaire  16  Botanique
Analogues  17  hitsika
Tous les mots composés  18 hazonkitsikitsika
Nom scientifique 

Mis à jour le 2025/11/17