|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hitsina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 hintsina [1.1]

Entrée (2/2)4  hitsina
Radical  5 hitsy
Partie du discours  6  verbe passif
Explications en malgache  7 Arahina tsy mivilivily: Hitsio ity lalana itỳ dia tonga any an-tsena ise
8 Aleha mivantana: Aza mivilivily ianao fa hitsio irỳ trano an-tamponkavoana
9 Kendrena, asiana mivantana: Nohitsin' ny mpitsara ny ratsy nataony ka tsy nahitan-teny izy [1.1]
Explications en français  10 que l'on suit tout droit, où l’on va tout droit, à qui l’on applique des paroles:
11 Nohitsin’ ny mpitory teny ny nataoko (Le prédicateur a visé ma conduite) [1.3#253]
Exemples  12  Raha miala eto amin' ity Nosintsika ity isika arakaraka izay ho hitsina, dia ireto avy no tany ho hita : Afrika, Komora, Inde, Ceylan, Australie. [2.332#40]
13  azy izany làlana izany dia kizo tokana, fa harana no ao an-daniny roa, ka ao am-povoan'izany harana izany, no hitsina halehan'ny sambo, fa raha sendra mihodivitra kely, dia fefika ny sambo, ka maha faty. [2.59#134]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :

Anagrammes  18 hitsina, 19 tsihina, 20 tsy nahy

Mis à jour le 2025/11/13