|
|
|
|

Entrée (1/4)1  hitsy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toetran' ny zavatra mijoro tsara, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin' itỳ hazo itỳ
Hamarinana, tsy fisian-diso: Mahagaga ny hitsin' ny fitenin' itỳ zaza itỳ
Fahamarinana, tsy fiolakolahana; ny marina, ny rariny: Tokony hitsara mandrakariva araka ny hitsiny ny mpitsara
Tandrify: Mipetraka eo amin' ny hitsin' ny tsena indrindra izahay.
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes passifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
8  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 
Titres  15  Hitsivolana 2018-001 : Momba ny Lalàna mifehy ny Fitantanam-bolam-panjakana ho amin' ny taona 2019 (Fanjakana Malagasy)
Toponymes 

Entrée (2/4)17  hitsy
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  [1.78] [Taisaka] fijoroana mahitsy

Entrée (3/4)20  hitsy
Partie du discours  21  nom
Explications en français  22  [1.13] droite
Vocabulaire  23  Mathématiques: géométrie
Mots composés 

Entrée (4/4)28  hitsy
Partie du discours  29  nom
Explications en malgache  30  [1.78] [Taisaka] karazan-kazo fanaovan-trano
Explications en français  31  [1.196] Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Voir aussi hitsika et hitsikitsika . [Betsimisaraka]
Vocabulaire  32  Botanique
Dérivés 
33  Verbes actifs :
34  Noms :
35  Adverbes :
Mots composés 
Nom scientifique 

Anagrammes  39  hitsi, hitsy, tsihi, tsihy

Mis à jour le 2025/07/02