Entrée | 1 hodibalaza |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 hoditra, balaza |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fono na saron' ny balaza, izany hoe ilay sosony voalohany amin' ny hoditra etỳ ivelany mandrakotra ny balaza; manify izy io ary moramihofakofaka, nefa mora maniry koa 5 [1.13] (hodi-balaza) hoditra ivelany manify mora miepaka |
Explications en français |
6 [1.13] pellicule, peau, écorce |
Synonymes | 7 hodibalazana |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |