Entrée | hoe | ||||
Partie du discours | adverbe | ||||
Définition malgache | Toy izao, sahala amin' izao (fanao eo alohan' ny tenin' olona iray izay averina araka ny nitenenany azy): Dia niteny indrindra Andrianampoinimerina nanao hoe "ny ranomasina no valamparihiko" ~ Lazao aminy hoe "Tonga i dadanay" ~ Mba tiako ilay hira manao hoe: Ry tanindrazanay malala ò! ¶ Teny kely entina miangavy na mandidy, ary mety hifono hevitra fihantsiana na fahatezerana arakaraka ny feo ilazana azy: Mitsambikina hoe hahitana ny fahaizan' Ingahy! ~ Aiza hoe mba hojereko ¶ Marina ve? Namidiny hoe ny tranony tetsy Ambondrona [Rajemisa 1985] | ||||
Traduction anglaise | used before quotations [Hallanger 1973] | ||||
Traduction française | ainsi, comme ceci, dans ces termes, de cette manière, ainsi conçu, dit ainsi ¶ mot explétif servant à donner la forme polie ou respectueuse à l'impératif, et pouvant indiquer parfois le défi, la colère, selon le contexte ou le ton ¶ quoi? est-il vrai? [Abinal 1888] | ||||
se met devant les citations [Hallanger 1974] | |||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||
Entrée | hoe (hoy) | ||||
Partie du discours | impératif du verbe passif hoy | ||||
Traduction française | impératif de hoy [Abinal 1888] | ||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||
Entrée | hoe
![]() | ||||
Partie du discours | nom ou verbe actif | ||||
Définition anglaise | angady kely mitarehina famaky ka tsy atsatoka fa akapoka ¶ (to hoe) miasa tany amin' ny hoe [Hallanger 1969] | ||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |