Entrée hontsanana (hontsana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asiana rano izay kobankobanina ao anaty zavatra mba handiovana azy: Hontsany itỳ tavoahangy itỳ [1.1]
Morphologie 
Présent : hontsanana, hontsanako, hontsananao, hontsanany, hontsanantsika, hontsananay, hontsananareo, hontsanan', hontsanan-, hontsanam-, hontsana-
Passé : nohontsanana, nohontsanako, nohontsananao, nohontsanany, nohontsanantsika, nohontsananay, nohontsananareo, nohontsanan', nohontsanan-, nohontsanam-, nohontsana-
Futur : hohontsanana, hohontsanako, hohontsananao, hohontsanany, hohontsanantsika, hohontsananay, hohontsananareo, hohontsanan', hohontsanan-, hohontsanam-, hohontsana-
Impératif : hontsany

Mis à jour le 2023/01/20