Entrée horirika
Partie du discours   nom
Définition malgache   Ravin' ny saonjondrano fanao fangaron-da [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction française   espèce d'arum comestible, ses feuilles [Abinal 1888]
   sorte d'arum comestible (Colocasia sp., [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Exemples   Dia ataoko horirika amonosana anana, ka ny fonosin-do, ny mamono lo. [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 34]
rano ambony horirika hono hianareo sy izy ka raha faly miara-manatrika raha tezitra miara-mihodina [Fox: Hainteny, numéro 44]
Nom scientifique   Colocasia, Araceae
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2015/04/20