Entrée horita
Partie du discours nom
Définition malgache Biby maro tanana any anaty ranomasina izay malaza ho mpitsentsitra ny ran' ny haza azony [Rajemisa 1985]
Définition française [ orita ] pieuvre [SLP 1986]
Vocabulaire 

Entrée horita
Partie du discours nom
Définition malgache Olona fatra-pitsentsitra ny madinika [Rajemisa 1985]
Définition française [ orita ] bourgeois [SLP 1986]

Entrée Horita
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition malgache mponina teo amin' ny tendrombohitra Hora, na Seira, ary natao ho naman' ny Emima sy ny Refaita koa izy. Nonina tamin' ny lava-bato izy ireny; ary ny dikan' ny teny hoe Horita dia "mponina an-dava-bato". Maro ny lava-bato any amin' ny tendrombohitra any Edoma, indrindra any Petra renivohiny. Angamba nifangaroharo tamin' ny taranak' i Esao, izay nandresy azy izy, ka ao amin' ny fitantarana sasany dia niaraka voalaza tamin' ny taranak' i Esao izy. [Randzavola: Baiboly page 399]
Exemples ary ny Horita tany an-tendrombohitra Seira hatrany El-parana, izay eo anilan'ny efitra. [Baiboly: 1:014:006/Genesisy 14:6..]

Entrée Horita
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Définition anglaise Horites [Baiboly]
Définition française Horites [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Horeana
Citations 

2015/09/07