|
|
|
|

Entrée (1/2)1  hosorana
Radical  2 hosotra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Lalorina na tavonana menaka/loko/vernia/fotaka/savony: Ity angaha tsy mba nohosoran-dreniny menaka? / Hosory vernia ny fanakao fa hangilohilo / Tsy manaiky aho fa nohosorany fotaka ny lambako / Hosory savony tsara ny lamba.
5 Hamasinina, apetraka sy atokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Nohosoran' i Papa Ray masina ho Eveka izy. [1.1]
Explications en anglais  6 to have something smeared or painted on it. [1.7]
Explications en français  7 qu'on peint ou enduit de quelque chose. [1.8]
Exemples  8  Ho hosorana loko mba hateza satria raha tsy izany dia ho lo vetivety toy ny teo aloha. [2.332#]
9  tapa-kazo izay hosorana tseroka na tantely, ary ravahana vakana sy ampitafiana lamba jaky; [2.588#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)15  hosorana
Partie du discours  16  nom
Explications en français  17 Nom général des onguents, pommades, produits avec lesquels on frictionne. [1.196]
Vocabulaire  18  Botanique

Mis à jour le 2025/11/11