Entrée hoto
Partie du discours nom
Définition malgache Fandroahana biby sasantsasany, toy ny alika, ny akoho amam-borona. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée hoto
Partie du discours adjectif
Définition malgache Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hoto ny akanjokelin-janako
¶ Rovidrovitra, voarotika: Hoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes hotohoto

Entrée hoto
Partie du discours nom
Définition malgache Vorovoro-drongony, izay atao koa hoe renibendrongony ary ampiasaina indrindra ho fanentsenana loaka na vaky: Manentsin-tsambo amin' ny hoto [Rajemisa 1985]

Entrée hoto
Partie du discours nom
Définition malgache fahasimbana
¶ fanasaratsarahana ho singa miavaka [SLP 1986]
Définition française décomposition [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 

2012/06/27