|
|
|
|

Entrée (1/3)1  hotohoto
Radical  2 hoto
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hotohoto ny akanjokelin-janako
5 Rovidrovitra, voarotika: Hotohoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [1.1]
Exemples  6  Trano fito amin' ny folo no indray hotohoto niaraka tamin' ny an-dry Zaka iny alina iny, saingy ny sisa afa-namonjy ny hareny. [2.5#99]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Synonymes  15 hoto

Entrée (2/3)16  hotohoto
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18 korontana amin'ny tany sy fanjakana [Bara] [1.78]

Entrée (3/3)19  hôtohôto
Partie du discours  20  nom
Explications en malgache  21 poti-drofia madinika sisan'ny natohin'ny mpanenona [Betsimisaraka] [1.78]

Anagrammes  22 hotohoto, hôtohôto

Mis à jour le 2025/11/17