Entrée iaikena (aiky)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Explications en français Comme iekena [1.3]
Exemples Ny fibanjinan' ny masony sy ny fahakingan' ny tongotra aman-tanany fotsiny no mahavariana aminy ka iaikena ny fahaizany. [2.470]
Morphologie 
Présent : iaikena, iaikeko, iaikenao, iaikeny, iaikentsika, iaikenay, iaikenareo, iaiken', iaiken-, iaikem-, iaike-
Passé : niaikena, niaikeko, niaikenao, niaikeny, niaikentsika, niaikenay, niaikenareo, niaiken', niaiken-, niaikem-, niaike-
Futur : hiaikena, hiaikeko, hiaikenao, hiaikeny, hiaikentsika, hiaikenay, hiaikenareo, hiaiken', hiaiken-, hiaikem-, hiaike-
Impératif : iaikeo

Mis à jour le 2023/02/27