|
|
|
|

Entrée1 ialahy
Partie du discours  2 pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3Ifanaovan' ny samy lehiahy tokana mitovy saranga: Taiza ialahy no tsy hitako and roany? (raha maro dia ampiana ny teny hoe isany: Ho aiza ialahy isany rahariva?).
4Fampiasa raha tezitra: Avereno hoe ny tenin' ialahy teo!.
5Fampiasa ho fanambaniana na ho fanevatevana mihitsy roba olona tsy ao anatin' ny fianakaviana na efa misy fifankazarana: Inona izay ialahy no mba hifaninana amiko.
6Fampiasa koa anefa indraindray ho fanajana raha olona ambony no miteny amina lehilahy nahavita zavatra.. [1.1]
Explications en anglais  7thou, you. Used only in familiar discourse by men, but never by an inferior to a superior except on special occasions of giving confidence.. [1.2]
8you (singular) used familiarly between men. [1.7]
Explications en français  9tu, toi. Ce mot usité entre les hommes seulement, indique la familiarité et parfois du mépris, et ne s'emploie que d'égal à égal ou de supérieur à inférieur. Il s'emploie quelquefois solennellement à l'égard du souverain, ou d'un grand personnage. -- Les femmes agées peuvent aussi l'employer en s'adressant aux garçons.. [1.3]
10tu, toi (tutoiement entre hommes seulement). [1.5]
11tu, toi (singulier) s'emploie entre hommes. [1.8]
Exemples  12 Lehilahy ialahy otronin'ireny! [2.298#138]
13 Oviana ialahy no nivoaka tary? [2.4#]
14 Tena kamarady ialahy, hoy izy. [2.643#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Pronoms :
Analogues  19 ianao, 20 ise
Tous les mots composés  214 combinaisons de ce mot
Tableaux et planches  22 Tous les pronoms

Mis à jour le 2025/10/08