|
|
|
|

Entrée1 ise
Partie du discours  2 pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise.. [1.1]
Explications en anglais  4used familiarly for You, You sir.. [1.2]
5you (singular) used familiarly between men. [1.7]
Explications en français  6tu. [1.8]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Analogues  15 ialahy, 16 ianao
Tableaux et planches  17 Tous les pronoms

Anagrammes  18 esy, 19 ise, 20 sie

Mis à jour le 2025/10/31