Entrée | 1 iangarana |
Partie du discours | 2 verbe relatif |
Radical | 3 angatra |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
10 [1.1] Itanilana ka omena tombony mihoatra noho ny hafa tsy araka ny rariny: Tsy tokony hisy hiangarana ny olom-pehezina fa izay asa vitany ihany no hamerana ny tombontsoa homena azy |
Explications en anglais |
11 [1.7] to be discriminated against |
Explications en français |
12 [1.8] qui est victime de discrimination, contre qui on fait des partialités |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot iangarana |
Anagrammes | 14 aranganay, iangarana |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |