|
|
|
|

Entrée (1/4) 1  angatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [1.1]
Explications en anglais  4 partiality [1.2, 1.7]
5 unfair dealing, unfair judgement
6 also false praise, flattery. [1.2]
7 unfairness [1.7]
Explications en français  8 partialité, préférences [1.8]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Combinaisons  14  5 expressions, toponymes, etc... avec ce mot
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/4) 16  angatra
Partie du discours  17  nom
Explications en malgache  18 [Betsimisaraka] lolo, avelo, fanahy [1.78]
19 [Tanala] matoatoa na lolo [1.78]
20 Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [1.1]
21 [Merina] ambiroa [2.165]
Explications en anglais  22 spirit, ghost, demon. [1.2]
23 a ghost [1.7]
Explications en français  24 fantôme [1.8]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Vocabulaire  27  Croyances
Analogues  28  lolo, 29  matoatoa
Combinaisons  30  5 expressions, toponymes, etc... avec ce mot
Proverbes  31  Proverbes contenant ce mot
Citations  32  Textes citant ce mot

Entrée (3/4) 33  angatra
Partie du discours  34  nom
Explications en malgache  35 Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [1.1]
36 karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
Explications en anglais  37 gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [1.2]
38 gonorrhea [1.7]
Explications en français  39 blennorragie [1.8, 1.54, 1.13]
Vocabulaire  40  Santé
Analogues  41  akohofotsy, 42  ambaniana, 43  famehy, 44  farasisa, 45  fiandry, 46  fifia, 47  vania
Combinaisons  48  4 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Entrée (4/4) 49  angatra
Partie du discours  50  adjectif
Explications en malgache  51 [Taimoro] maivana [1.78]

Anagrammes  angatra, 52 atranga

Mis à jour le 2026/03/07