Entrée Ianona (anona)
Partie du discours   pronom [liste]
Définition malgache   Ilazana olona tenenina izay tsy tsaroana eo no ho eo ny anarany: Andeha antsoy Ianona, ry Koto a ~ Asaivo mankaty Ianona
¶ lantsoana na anondroana olona itenenana, saingy fanaon' ny samy vehivavy na lehilahy sy vehivavy: Ianona ity koa mahasosotra ~ Aoka re, Ianona, fa mahaketraka izany zaoatra lazainao [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   what's-his-name. [Mal. sianun.] [Richardson 1885]
Autres orthographes  

Mis à jour le 2012/12/22