| Entrée | 1 idiran-doza |
| Mots élémentaires | 2idirana, 3loza |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
[idiran-doza]
5tratra, voan' ny loz; voan' ny fahasahiranana lehibe, tojo zava-tsarotra izaitsizy, idiran' angano.
6fiteny mirary ratsy ho an' olona, fanompana. [1.1#666] [dirandoza] 7Tenim-piontanana mivoaka ny vava raha mahare fa nisy voina lehibe nitranga tamindRanona tatsy na tamindRanona taroa: May, hono, ny tranon-dRazafy arỳ Ankorahotra. Dirandoza marina!. [1.1#172] |
| Autres orthographes | 8dirandoza, idirondoza |
| Synonymes | 9idiran' angano, idiran' izay loza |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|