Entrée ifadirana (faditra)
Partie du discours verbe relatif
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
Exemples Fa misy miteny sy mivetsovetsoka ela, tokony ho maharitra tapak' andro na indray andro aza raha tiany: tononina tsirairay avy eo sy averimberina tsy misy farany ny faditra zavon-tany ifadirana sy ny anaran' ilay olona alàm-paditra sy ny tonon' andro analàm-paditra " - arahin' ny fihetsika mahazendana manketsy mankeroa. [2.296]
Morphologie 
Présent : ifadirana, ifadirako, ifadiranao, ifadirany, ifadirantsika, ifadiranay, ifadiranareo, ifadiran', ifadiran-, ifadiram-, ifadira-
Passé : nifadirana, nifadirako, nifadiranao, nifadirany, nifadirantsika, nifadiranay, nifadiranareo, nifadiran', nifadiran-, nifadiram-, nifadira-
Futur : hifadirana, hifadirako, hifadiranao, hifadirany, hifadirantsika, hifadiranay, hifadiranareo, hifadiran', hifadiran-, hifadiram-, hifadira-
Impératif : ifadiro

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20