| Entrée | 1 ifampihavanana |
| Radical | 2 havana |
| Partie du discours | 3 verbe circonstanciel |
| Exemples |
4 Eto amin' ny firenena, izay tany malaza ho mpandala ny fihavanana anefa, dia mbola ny mifanasa vangy, milahatra an-dalambe, mifanandrina, eny fa tonga amin' ny famononoana ny mpiray tanindrazana aminy no ataon' ny ankolafy sasany, alohan' ny mody ifampihavanana, noho ny kajy politika atao fotsiny ihany.
[4.27]
|
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|