| Entrée | 1 ifanapahana | 
| Radical | 2 tapaka | 
| Partie du discours | 3 verbe relatif | 
| Exemples | 4   Ny teraka tsy ifanapahana, fa izay velona no rain' ny zaza.
[2.558] 5 jereo fa izy samy voatavo tsy mifan-draka aza mahalala ny "valala iray ifanapahana" , ary "homan-tsy mizara, hono, kapakapa lela". [2.297] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 10 fanapiahana, 11 ifanapahana | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |