Entrée tapaka
Partie du discours participe
Explications en malgache Enti-milaza zavatra voadidin-java-maranitra ka tarangana mizara roa misaraka erỳ: Tapaka ny tehiko
Enti-milaza teny na rasaka voatery haato noho ny fisalovanan' ny hafa na fitrangan-javatra tsy nampoizina: Aza fada, fa tapaka ny resatsika noho ilay kotrobaratra tao
Nanaovana didy hentitra: Tapaky ny manam-pahefana fa tsy hankalazaina ho fetim-pirenena intsony ny 14 Oktobra
Miato, mijanona: Tsy tapaka ny orana nandritra ny hefarana [1.1]
Explications en anglais Broken, cut off; settled, decided [1.7]
Explications en français Coupé, rompu net : décidé, entendu [1.8]
 Fracture, fracturé [1.13]
Exemples Tapaka ny teniny, fa nitanondrika tamin'ny tany naharitra ela izy. [2.324]
Morphologie 
Présent : tapaka, tapako, tapakao, tapany, tapatsika, tapakay, tapakareo, tapak', tapa-, tapaky
Passé : tapaka, tapako, tapakao, tapany, tapatsika, tapakay, tapakareo, tapak', tapa-, tapaky
Futur : ho tapaka, ho tapako, ho tapakao, ho tapany, ho tapatsika, ho tapakay, ho tapakareo, ho tapak', ho tapa-, ho tapaky
Dérivés 
 
Mots composés 
Phytonymes 

Entrée tapaka
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsimisaraka, Tankarana] (de tapaka : coupé par moitié ; allusion à la forme du fruit, dont la cupule arrive à peu près à la moitié ; il rappelle le gland du chêne). Ocotea cymosa (Nees) Palacky et Ocotea laevis Kosterm. (Lauraceae). Fruit utilisé comme condiment. Les feuilles fournissent aussi une essence aromatique. Le bois jaune, tacheté de noir, est employé en charpente et en menuiserie. [1.196]
Nom scientifique Ocotea cymosa, Ocotea laevis
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/05/21