Entrée ifandaminana (lamina)
Partie du discours verbe relatif
Exemples Amin' izay lafiny izay, fandaniana andro fotsiny ny fampihavanana satria ny vahoaka malagasy dia tsy manana raharaha ifandaminana velively, fa ny mpanao politika ihany no manana olana amin' izy samy izy. [4.27]
Morphologie 
Présent : ifandaminana, ifandaminako, ifandaminanao, ifandaminany, ifandaminantsika, ifandaminanay, ifandaminanareo, ifandaminan', ifandaminan-, ifandaminam-, ifandamina-
Passé : nifandaminana, nifandaminako, nifandaminanao, nifandaminany, nifandaminantsika, nifandaminanay, nifandaminanareo, nifandaminan', nifandaminan-, nifandaminam-, nifandamina-
Futur : hifandaminana, hifandaminako, hifandaminanao, hifandaminany, hifandaminantsika, hifandaminanay, hifandaminanareo, hifandaminan', hifandaminan-, hifandaminam-, hifandamina-

Mis à jour le 2023/01/20