Entrée | 1 ifandrombahana |
Partie du discours | 2 verbe relatif |
Radical | 3 rombaka |
Exemples |
4 [1.232] alika mierona mitofezaka no ifandrombahana an'ezakezaka!
5 [2.895] Ny raozy ifandrombahana no iriko kosa ho eo an-tanako fa efa ela no nanorokorohan'ialahy azy. 6 [2.503] Hatramin'izay, raha vao tsy manan-katao ny ankizy ao an-trano, dia ifandrombahana ny manao fanorona. |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |