Entrée ihirana (hira)
Partie du discours verbe relatif
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1na, raha jerena lavitra: andihizana, ihirana, andehanana atsy sy arý [2.270]
2Ary raha tapitra ny andro hadimiana hatramin' ilay andro ninomana, ka tsy naninon-tsy naninona dia ampiakarina ifaliana sy ihirana. [2.857]
Morphologie 
Présent : ihirana, ihirako, ihiranao, ihirany, ihirantsika, ihiranay, ihiranareo, ihiran', ihiran-, ihiram-, ihira-
Passé : nihirana, nihirako, nihiranao, nihirany, nihirantsika, nihiranay, nihiranareo, nihiran', nihiran-, nihiram-, nihira-
Futur : hihirana, hihirako, hihiranao, hihirany, hihirantsika, hihiranay, hihiranareo, hihiran', hihiran-, hihiram-, hihira-
Impératif : ihirao

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20