|
|
|
|

Entrée1  ikala ratsy
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  Ikala, ratsy
Explications en malgache  4  [1.1] entina milaza zazavavy fetsifetsy na koa donendrinendrina tsy misy hitiavana azy
Exemples  5  [1.223#mg] Tsy angatra fa mba tsara tokoa ikalaratsy, saingy lasa solony sy sariny izy, tsy mahita ahy manjaitra kidoro eo an-dalantsara akory.

Mis à jour le 2025/07/29