Entrée |
ilaina
(ila)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Définition malgache | Tokony hananana, tokony hatao: Ilaina amin' ny sakafo ny vary sy ny hena / Ilaina ny mihinana mba ho velona ¶ Tadiavina, takina: Ilain' ny vatana ny miala sasatra indraindray [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to be wanted, to be needed, to be taken, to be asked for. [Richardson 1885]
|
| to be wanted to be desired, to be needed [Hallanger 1973]
|
Traduction française | qu'on cherche, qu'on désire, dont on a besoin [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
ilaina
ilaiko
ilainao
ilainy
ilaintsika
ilainay
ilainareo
ilain'
ilain-
ilaim-
ilai-
| |
nilaina
nilaiko
nilainao
nilainy
nilaintsika
nilainay
nilainareo
nilain'
nilain-
nilaim-
nilai-
| |
hilaina
hilaiko
hilainao
hilainy
hilaintsika
hilainay
hilainareo
hilain'
hilain-
hilaim-
hilai-
| |
ilao | |
|
Citations |
|
Entrée |
ilaina
(ila)
|
Partie du discours | verbe passif
|
Définition malgache | Akana ampahany na antsasany: Ilao io hena io hoentinao [Rajemisa 1985]
|
Morphologie |
|
|