Entrée ilay fady
Partie du discours locution
Définition malgache ilay ratsy, ilay tsy valahara; entimanondro olona fetsifetsy, fangoloka tokony hohalavirina, hatao fady ny miaraka aminy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise the rascal! An insulting phrase. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2020/07/31